# Inona no nolazain'i Josoa fa ho ataon'i Yaveh raha mifanambady amin'ireo sisa velon'ireo firenena izay nijanona teo aminareo? Nilaza tamin'ny vahoaka i Josoa fa handringana azy ireo eo amin'ny tany izay nomeny azy ireo i Yaveh raha toa izy ireo ka mifanambady amin'ireo sisa velon'ireo firenena izay nijanona teo amin'izy ireo.