plt_tq/jos/19/08.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy amin'ny faritanin'iza no nakana ny lovan'i Simeona?
Avy tao amin'ny faritanin'ny fokon'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona.
# Nahoana no tao amin'ny faritanin'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona?
Tao amin'ny faritanin'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona satria lehibe dia lehibe ny faritanin'i Joda.