# Avy amin'ny faritanin'iza no nakana ny lovan'i Simeona? Avy tao amin'ny faritanin'ny fokon'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona. # Nahoana no tao amin'ny faritanin'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona? Tao amin'ny faritanin'i Joda no nakana ny lovan'i Simeona satria lehibe dia lehibe ny faritanin'i Joda.