plt_tq/jos/07/14.md

4 lines
241 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hanjo ny olona izay nangalatra ireo zavatra natokana ho an'ny fandravàna?
Niteny i Yaveh fa ny olona izay nangalatra ireo zavatra natokana ho an'ny fandravàna dia hodorana miaraka amin'izay rehetra ananany.