# Inona no nolazain'i Yaveh fa hanjo ny olona izay nangalatra ireo zavatra natokana ho an'ny fandravàna? Niteny i Yaveh fa ny olona izay nangalatra ireo zavatra natokana ho an'ny fandravàna dia hodorana miaraka amin'izay rehetra ananany.