plt_tq/jos/05/06.md

4 lines
202 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Josoa no voatery hamora ireo lahin'Israely rehetra?
Voatery namora ireo lahin'Israely i Josoa satria tsy mbola voafora ireo zazalahy izay teraka nandritra ny fivenjivenjena tany an'efitra.