# Nahoana i Josoa no voatery hamora ireo lahin'Israely rehetra? Voatery namora ireo lahin'Israely i Josoa satria tsy mbola voafora ireo zazalahy izay teraka nandritra ny fivenjivenjena tany an'efitra.