plt_tq/jos/02/04.md

8 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Rahaba tamin'ireo mpitsikilo rehefa nitady azy ireo ny olon'ny mpanjaka?
Rehefa tonga nitady ireo mpitsikilo tao amin'i Rahaba ireo lehilahin'ny mpanjaka, dia nafeniny izy ireo.
# Inona no nolazain'i Rahaba tamin'ireo lehilahin'ny mpanjaka?
Nilaza tamin'ireo lehilahin'ny mpanjaka i Rahaba fa efa teo ireo mpitsikilo, nefa efa lasa izy ireo.