# Inona no nataon'i Rahaba tamin'ireo mpitsikilo rehefa nitady azy ireo ny olon'ny mpanjaka? Rehefa tonga nitady ireo mpitsikilo tao amin'i Rahaba ireo lehilahin'ny mpanjaka, dia nafeniny izy ireo. # Inona no nolazain'i Rahaba tamin'ireo lehilahin'ny mpanjaka? Nilaza tamin'ireo lehilahin'ny mpanjaka i Rahaba fa efa teo ireo mpitsikilo, nefa efa lasa izy ireo.