plt_tq/job/39/16.md

8 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny ostritsa no tsy matahotra ny asany ho very maina?
Yaveh dia efa nanala ny fahendreny ary tsy nanome fahalalana azy.
# Inona no lazain'i Yaveh fa ataon'ny ostritsa rehefa mihazakazaka?
Miomehy am-panesoana ny soavaly sy ny mpitaingina azy izy.