# Nahoana ny ostritsa no tsy matahotra ny asany ho very maina? Yaveh dia efa nanala ny fahendreny ary tsy nanome fahalalana azy. # Inona no lazain'i Yaveh fa ataon'ny ostritsa rehefa mihazakazaka? Miomehy am-panesoana ny soavaly sy ny mpitaingina azy izy.