plt_tq/job/38/01.md

12 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy ao amin'ny inona no niresahan'Andriamanitra tamin'i Joba?
Yaveh dia niresaka tamin'i Joba avy tao amin'ny tafi-drivotra mahery.
# Tamin'ny fomba inona no nitondran'ny olona fahamaizinana tamin'ny fikasan'i Yaveh?
Joba dia nitondra fahamaizinana tamin'ny fikasan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny teny tsy misy fahalalana.
# Inona no asain'Yaveh tsy maintsy ataon'i Joba rehefa manontany azy i Izy?
Joba dia tsy maintsy mampisikina ny valahany tahaka ny lehilahy ary mamaly ny fanontanian'i Yaveh.