# Avy ao amin'ny inona no niresahan'Andriamanitra tamin'i Joba? Yaveh dia niresaka tamin'i Joba avy tao amin'ny tafi-drivotra mahery. # Tamin'ny fomba inona no nitondran'ny olona fahamaizinana tamin'ny fikasan'i Yaveh? Joba dia nitondra fahamaizinana tamin'ny fikasan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny teny tsy misy fahalalana. # Inona no asain'Yaveh tsy maintsy ataon'i Joba rehefa manontany azy i Izy? Joba dia tsy maintsy mampisikina ny valahany tahaka ny lehilahy ary mamaly ny fanontanian'i Yaveh.