plt_tq/job/37/23.md

8 lines
225 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'i Eliho fa tsy ataon'ilay Tsitoha amin'ny olona?
Ilay Tsitoha dia tsy mampahory ny olona.
# Iza no lazain'i Eliho fa tsy henoin'ilay Tsitoha?
Ilay Tsitoha dia tsy mihaino ireo izay mihevi-tena ho hendry.