# Inona no lazain'i Eliho fa tsy ataon'ilay Tsitoha amin'ny olona? Ilay Tsitoha dia tsy mampahory ny olona. # Iza no lazain'i Eliho fa tsy henoin'ilay Tsitoha? Ilay Tsitoha dia tsy mihaino ireo izay mihevi-tena ho hendry.