plt_tq/job/37/18.md

8 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Sary inona no ampiasain'i Eliho mba hanoritsoritana ny habakabaka?
Izy dia milaza fa ny habakabaka dia mafy toy ny fitaratra manganohano vita amin'ny vy voarendrika.
# Nahoana i Eliho no milaza fa izy sy ireo hafa dia tsy mahavita manadahatra ny tohan-kevitr'izy ireo eo anatrehan'Andriamanitra?
Tsy mahavita mandahatra ireo tohan-keviny nohon'ny fahamaizinan'ny fisainany izy ireo.