# Sary inona no ampiasain'i Eliho mba hanoritsoritana ny habakabaka? Izy dia milaza fa ny habakabaka dia mafy toy ny fitaratra manganohano vita amin'ny vy voarendrika. # Nahoana i Eliho no milaza fa izy sy ireo hafa dia tsy mahavita manadahatra ny tohan-kevitr'izy ireo eo anatrehan'Andriamanitra? Tsy mahavita mandahatra ireo tohan-keviny nohon'ny fahamaizinan'ny fisainany izy ireo.