plt_tq/job/37/07.md

8 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Andriamanitra no mampitsahatra ny tanan'ny lehilahy tsirairay amin'ny asany?
Mampitsahatra azy ireo Andriamanitra mba hahitan'ny olona rehetra ny asany.
# Nohon'ny antony inona no hidiran'ny bibi-dia any amin'ny fiafenany sy hamitsahany ao an-johiny?
Miafina sy mamitsaka ao an-johiny izy ireo nohon'ny tafio-drivotra izay avy.