# Nahoana Andriamanitra no mampitsahatra ny tanan'ny lehilahy tsirairay amin'ny asany? Mampitsahatra azy ireo Andriamanitra mba hahitan'ny olona rehetra ny asany. # Nohon'ny antony inona no hidiran'ny bibi-dia any amin'ny fiafenany sy hamitsahany ao an-johiny? Miafina sy mamitsaka ao an-johiny izy ireo nohon'ny tafio-drivotra izay avy.