plt_tq/job/36/17.md

8 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nameno an'i Joba?
Izy dia feno fitsaràna ny olona ratsy fanahy.
# Inona no zavatra mety hitondra an'i Joba ho amin'ny fahadisoam-panantenana sy amin'ny fihodinana amin'ny rariny?
Ny harena no mety hitondra an'i Joba ho amin'ny fahadisoam-panantenana ary ny kolikoly no hanodina azy tsy ho amin'ny fahamarinana.