# Inona no nameno an'i Joba? Izy dia feno fitsaràna ny olona ratsy fanahy. # Inona no zavatra mety hitondra an'i Joba ho amin'ny fahadisoam-panantenana sy amin'ny fihodinana amin'ny rariny? Ny harena no mety hitondra an'i Joba ho amin'ny fahadisoam-panantenana ary ny kolikoly no hanodina azy tsy ho amin'ny fahamarinana.