plt_tq/job/36/15.md

8 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no hilazan'i Eliho ny fampiasan'Andriamanitra fampahoriana sy fampijaliana?
Andriamanitra dia mampiasa fampahoriana mba hanavotana ireo nampahoriana ary mampiasa fampijaliana mba hanokafana ny sofin'izy ireo.
# Inona no lazain'i Eliho fa tian'Andriamanitra ho atao amin'i Joba?
Andriamanitra dia te-hanala an'i Joba tsy ho amin'ny fahoriany ho any amin'ny toerana malalaka izay tsy misy zava-tsarotra.