# Ahoana no hilazan'i Eliho ny fampiasan'Andriamanitra fampahoriana sy fampijaliana? Andriamanitra dia mampiasa fampahoriana mba hanavotana ireo nampahoriana ary mampiasa fampijaliana mba hanokafana ny sofin'izy ireo. # Inona no lazain'i Eliho fa tian'Andriamanitra ho atao amin'i Joba? Andriamanitra dia te-hanala an'i Joba tsy ho amin'ny fahoriany ho any amin'ny toerana malalaka izay tsy misy zava-tsarotra.