plt_tq/job/29/09.md

8 lines
239 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo andriandahy tany aloha rehefa tonga i Joba?
Nampitsahatra ny resany izy ireo rehefa tonga izy.
# Inona no nahazo ny lelan'ireo olo-manan-kaja rehefa tonga i Joba?
Niraikitra tamin'ny lanilaniny ny lelan'izy ireo.