# Inona no nataon'ireo andriandahy tany aloha rehefa tonga i Joba? Nampitsahatra ny resany izy ireo rehefa tonga izy. # Inona no nahazo ny lelan'ireo olo-manan-kaja rehefa tonga i Joba? Niraikitra tamin'ny lanilaniny ny lelan'izy ireo.