plt_tq/job/29/04.md

8 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tao an-dain'i Joba tamin'ny andron'ny fatoizan'ny androny?
Tsaroan'i Joba ny fatoizan'ny androny, fony tao an-dainy ny fisakaizan'Andriamanitra.
# Inona no narotsaky ny vato ho an'i Joba tany aloha?
Fony niaraka tamin'i Joba Andriamanitra, dia nandrotsaka rian-diloilo ho azy ny vato.