# Inona no tao an-dain'i Joba tamin'ny andron'ny fatoizan'ny androny? Tsaroan'i Joba ny fatoizan'ny androny, fony tao an-dainy ny fisakaizan'Andriamanitra. # Inona no narotsaky ny vato ho an'i Joba tany aloha? Fony niaraka tamin'i Joba Andriamanitra, dia nandrotsaka rian-diloilo ho azy ny vato.