plt_tq/job/06/14.md

8 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tokony ho amin'iza no hanehoan'ny nanama ny fahatokiana?
Ny namana dia tokony haneho fahatokiana amin'ny olona izay efa mila ho reraka.
# Ahoana no nampitahan'i Joba ireo rahalahiny tamin'ny ranotrambo any an'efitra?
Ireo dia mandalo fotsiny ihany, ireo dia manjavona rehefa levona, ary ireo dia mitsonika rehefa mafana.