# Tokony ho amin'iza no hanehoan'ny nanama ny fahatokiana? Ny namana dia tokony haneho fahatokiana amin'ny olona izay efa mila ho reraka. # Ahoana no nampitahan'i Joba ireo rahalahiny tamin'ny ranotrambo any an'efitra? Ireo dia mandalo fotsiny ihany, ireo dia manjavona rehefa levona, ary ireo dia mitsonika rehefa mafana.