plt_tq/job/01/20.md

16 lines
587 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Joba rehefa voarainy avokoa ireo hafatra ireo?
Nandrovitra ny akanjo lavany i Joba, nanaratra ny loha, niondrika tamin'ny tany, ary nivavaka tamin'Andriamanitra.
# Inona no nolazain'i Joba mahakasika ny zava-misy aminy taorian'ireo tranga ireo?
Nilaza izy fa nitanjaka no nihaviany avy ao an-kibon-dreniny izy ary hiverina hitanjaka.
# Inona no nolazain'i Joba ny amin'ny nataon'Andriamatra taminy?
Yaveh no nanome, ary Yaveh no maka.
# Ahoana no nanehoan'i Joba fa tsy lehilahy adala izy.
Joba dia tsy nanota, na nanameloka an'Andriamanitra tamim-pahadalana.