# Inona no nataon'i Joba rehefa voarainy avokoa ireo hafatra ireo? Nandrovitra ny akanjo lavany i Joba, nanaratra ny loha, niondrika tamin'ny tany, ary nivavaka tamin'Andriamanitra. # Inona no nolazain'i Joba mahakasika ny zava-misy aminy taorian'ireo tranga ireo? Nilaza izy fa nitanjaka no nihaviany avy ao an-kibon-dreniny izy ary hiverina hitanjaka. # Inona no nolazain'i Joba ny amin'ny nataon'Andriamatra taminy? Yaveh no nanome, ary Yaveh no maka. # Ahoana no nanehoan'i Joba fa tsy lehilahy adala izy. Joba dia tsy nanota, na nanameloka an'Andriamanitra tamim-pahadalana.