plt_tq/jhn/21/07.md

8 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'i Simona Petera tamin'ilay mpianatra tian'i Jesosy niteny hoe: "Ny Tompo io."?
Nampidiriny ny ambonin'ankanjony ary nitsambikina tao anaty ranomasina izy.
# Inona no nataon'ireo mpianatra hafa?
Nankao an-tsambokely ireo mpianatra ka nisintona ny harato feno hazandrano.