# Inona no nataon'i Simona Petera tamin'ilay mpianatra tian'i Jesosy niteny hoe: "Ny Tompo io."? Nampidiriny ny ambonin'ankanjony ary nitsambikina tao anaty ranomasina izy. # Inona no nataon'ireo mpianatra hafa? Nankao an-tsambokely ireo mpianatra ka nisintona ny harato feno hazandrano.