plt_tq/jhn/21/04.md

8 lines
324 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona nasain'i Jesosy nataon'ireo mpianatra?
Jesosy niteny an'ireo mpianatra mba hanipy ny haraton'izy ireo any amin'ny sisiny an-kavanan'ny sambo dia hahazo hazandrano izy ireo.
# Inona no nitranga rehefa nanipy ny haratony ireo mpianatra?
Tsy nahavita nampiakatra izany izy ireo nohon'ny habetsaky ny hazandrano tao.