# Inona nasain'i Jesosy nataon'ireo mpianatra? Jesosy niteny an'ireo mpianatra mba hanipy ny haraton'izy ireo any amin'ny sisiny an-kavanan'ny sambo dia hahazo hazandrano izy ireo. # Inona no nitranga rehefa nanipy ny haratony ireo mpianatra? Tsy nahavita nampiakatra izany izy ireo nohon'ny habetsaky ny hazandrano tao.