plt_tq/jhn/18/38.md

8 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fitsaran'i Pilato momba an'i Jesosy taorian'ny niresahana taminy?
Hoy Pilato tamin'ireo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloka amin'ity lehilahy ity aho."
# Rehefa nanolotra hanafaka an'i Jesosy i Pilato, dia inona no nolazain'ny vahoaka tamin'i Pilato?
Nihiaka mafy indray ireo Jiosy ary niteny hoe: "Tsy io lehilahy io, fa Barabasy."