# Inona no fitsaran'i Pilato momba an'i Jesosy taorian'ny niresahana taminy? Hoy Pilato tamin'ireo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloka amin'ity lehilahy ity aho." # Rehefa nanolotra hanafaka an'i Jesosy i Pilato, dia inona no nolazain'ny vahoaka tamin'i Pilato? Nihiaka mafy indray ireo Jiosy ary niteny hoe: "Tsy io lehilahy io, fa Barabasy."