plt_tq/jhn/18/31.md

4 lines
261 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ireo Jiosy no nitondra an'i Jesosy tany amin'i Pilato fa tsy nanasazy azy fotsiny?
Nikasa hamono an'i Jesosy ireo Jiosy ary tsy ara-dalàna ho azy ireo ny manolotra olona ho faty raha tsy nahazoana alalana avy amin'ny manam-pahefana Romana (Pilato).