# Nahoana ireo Jiosy no nitondra an'i Jesosy tany amin'i Pilato fa tsy nanasazy azy fotsiny? Nikasa hamono an'i Jesosy ireo Jiosy ary tsy ara-dalàna ho azy ireo ny manolotra olona ho faty raha tsy nahazoana alalana avy amin'ny manam-pahefana Romana (Pilato).