plt_tq/jhn/11/08.md

8 lines
442 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ireo mpianatr'i Jesosy tamin'Izy niteny hoe: "Andeha isika ho any Jodia indray"?
Hoy ireo mpianatra tamin'i Jesosy hoe: "Raby, amin'izao dia mikasa ny hitora-bato Anao ireo Jiosy, ka mbola hiverina ho any indray ve Ianao?"
# Inona no nolazain'i Jesosy momba ny fandehanana amin'ny andro?
Jesosy nilaza fa raha misy olona mandeha amin'ny andro mazava dia tsy ho tafintohina izy satria mahita amin'ny fahazavan'ny andro.