# Inona no nolazain'ireo mpianatr'i Jesosy tamin'Izy niteny hoe: "Andeha isika ho any Jodia indray"? Hoy ireo mpianatra tamin'i Jesosy hoe: "Raby, amin'izao dia mikasa ny hitora-bato Anao ireo Jiosy, ka mbola hiverina ho any indray ve Ianao?" # Inona no nolazain'i Jesosy momba ny fandehanana amin'ny andro? Jesosy nilaza fa raha misy olona mandeha amin'ny andro mazava dia tsy ho tafintohina izy satria mahita amin'ny fahazavan'ny andro.