plt_tq/jhn/04/48.md

8 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ilay tandapa momba ireo famantarana sy fahagagana?
Jesosy niteny taminy fa ny olona dia tsy hino mihitsy raha tsy mahita famantarana sy fahagagana.
# Inona no nataon'ilay tandapa rehefa tsy nandeha niaraka taminy Jesosy fa niteny taminy hoe "mandehana; velona ny zanakao."?
Nino ny teny nolazain'i Jesosy taminy ilay tandapa, ary nanohy ny lalany.