# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ilay tandapa momba ireo famantarana sy fahagagana? Jesosy niteny taminy fa ny olona dia tsy hino mihitsy raha tsy mahita famantarana sy fahagagana. # Inona no nataon'ilay tandapa rehefa tsy nandeha niaraka taminy Jesosy fa niteny taminy hoe "mandehana; velona ny zanakao."? Nino ny teny nolazain'i Jesosy taminy ilay tandapa, ary nanohy ny lalany.