plt_tq/jer/49/07.md

12 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahazo ireo olon-kendrin'i Edoma?
Nitsoaka lavitra ny olon-kendrin'i Edoma.
# Inona no tokony ataon'ny vahoakan'i Edoma ankehitriny fa lasa ny olon-kendrin'izy ireo?
Tokony hitsoaka izy ireo ary hipetraka eny amin'ireo lavaka eny amin'ny tany.
# Ho ataon'i Yaveh inona i Esao?
Hitondra loza ho an'i Esao Izy.