# Inona no nahazo ireo olon-kendrin'i Edoma? Nitsoaka lavitra ny olon-kendrin'i Edoma. # Inona no tokony ataon'ny vahoakan'i Edoma ankehitriny fa lasa ny olon-kendrin'izy ireo? Tokony hitsoaka izy ireo ary hipetraka eny amin'ireo lavaka eny amin'ny tany. # Ho ataon'i Yaveh inona i Esao? Hitondra loza ho an'i Esao Izy.