plt_tq/jer/47/05.md

8 lines
317 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nangatahan'ireo vahoakan'ny Filistina ho ataon'i Yaveh?
Izy ireo dia hangataka ny hanatsaharan'i Yaveh ny famonoana azy ireo.
# Nahoana Yaveh no tsy hanatsahatra ny famonoana?
Satria Izy dia nanam-pikasana ny hanafika ny olona rehetra niaina tao Askelona sy ireo tanàna rehetra manaraka ny sisin-tany.