# Inona no nangatahan'ireo vahoakan'ny Filistina ho ataon'i Yaveh? Izy ireo dia hangataka ny hanatsaharan'i Yaveh ny famonoana azy ireo. # Nahoana Yaveh no tsy hanatsahatra ny famonoana? Satria Izy dia nanam-pikasana ny hanafika ny olona rehetra niaina tao Askelona sy ireo tanĂ na rehetra manaraka ny sisin-tany.