forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
425 B
Markdown
12 lines
425 B
Markdown
|
# Inona no tsy zakan'i Yaveh intsony?
|
||
|
|
||
|
Tsy nazaka ny nataon'ireo olona intsony Izy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nahazo ny tanin'izy ireo taorian'ny tsy nahazakan'i Yaveh ny zavatra nataon'ireo olona?
|
||
|
|
||
|
Lasa tany lao ny tanin'izy ireo, horohoro, ary ozona.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no tonga tamin'izy ireo ny loza?
|
||
|
|
||
|
Satria izy ireo dia nandoro dinti-kazo manitra mba hanompona ireo sampy ary hanotana amin'i Yaveh, ary koa satria izy ireo dia tsy nihaino a
|