# Inona no tsy zakan'i Yaveh intsony? Tsy nazaka ny nataon'ireo olona intsony Izy. # Inona no nahazo ny tanin'izy ireo taorian'ny tsy nahazakan'i Yaveh ny zavatra nataon'ireo olona? Lasa tany lao ny tanin'izy ireo, horohoro, ary ozona. # Nahoana no tonga tamin'izy ireo ny loza? Satria izy ireo dia nandoro dinti-kazo manitra mba hanompona ireo sampy ary hanotana amin'i Yaveh, ary koa satria izy ireo dia tsy nihaino a