plt_tq/jer/44/04.md

12 lines
425 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'ireo mpaminan'i Yaveh tamin'ireo olona?
Ireo mpaminany dia nilaza tamin'ireo vahoaka mba hanatsahatra ireo zavatra izay hankahalain'i Yaveh?
# Inona no nataon'ireo olona rehefa avy niteny tamin'izy ireo mpaminany?
Tsy nihaino izy ireo.
# Inona no nataon'i Yaveh rehefa tsy nihaino ireo mpaminany ireo Jodeana?
Nandraraka ny hatezerany sy ny fahavinirany Yaveh , ary nandrava an'i Joda sy Jerosalema.